Archives pour la catégorie ‘Non classé’
Mianara hanao ny tsara : Isaia 1, 17.
Maneho ny maha olom-banona, mitory fahendrena, fijoroana amin’ny maha olon’Andriamanitra, iainan’ny olona manan-tsaina ary fanehoana ny fahamarinana ny fanaovana ny
Tsy mitovy hevitra … nefa mifandray tsara..
Noharian’Andriamanitra ho amin’ny fahasamihafana isika olombelona. Tsy maninona araka izany raha samy hafa ny fisainana, ny safidy ary ny tiana
Amboasary Gara – Lozam-pifamoivoizana, maty ny mpamily.
Asan-dahalo, haintrano, , fitsaram-bahoaka lozam-pifamoivoizana. Saika aharenesana ireo loza ireo manerana ny nosy tato ho ato. Manambara ireo fa miaina
Mety mitranga amin’ny olona rehetra manana fihetseham-po ny ratram-po. Ny fihetseham-po mavesatra mianjady amin’ny tena no mahatonga azy io ka
Toamasina – Solika 1640 litatra saika havoaka antsokosoko.
Tafiditry ny mpangalatra solika ny eo anivon’ny seranan-tsambon’i Toamasina. Olona 9 lahy no tratra ambodiomby saika hangalatra gazoala 1640 litatra
Mianara hanao ny tsara Isaia 1 :17.
Ny fanaovana ny tsara dia maneho ny maha olom-banona, mitory fahendrena, fijoroana amin’ny maha olon’Andriamanitra, iainan’ny olona manan-tsaina, fanehoana ny
Andapa – Une mineure handicapée se fait violer.
Une mineure a été violée dans la ville d’Andapa par un inconnu. Cette petite, qui n’a que 8 ans, a
Vehivavy Mpampihavana Ny tantaran’i Abigaila vadin’i Nabala, ilay lehilahy mpanan-karena voalaza ao amin’ny Baiboly (1 Samoela 25) dia fianarana ho
Nitovy hevitra ary samy nilaza na ny praiminisitra Solonandrasana Olivier na ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana fa fanahy iniana
Tsy misy na iza na iza mahazo manao hetsika eo amin’ny zaridainan’Ambohijatovo sy ny kianjan’ny 13 mai androany hoy ny
Isika rehetra dia nantsoina ho mpitarika. Ny tenantsika no nanendrena antsika ho mpitarika voalohany indrindra, hahaizana mitondra tena tsara, hananana

Misalovana ny andraikitry ny hafa
Anisan’ny fositra tsy mampandroso ny firenena ny fisian’ny sokajin’olona misalovana ny andraikitry ny hafa. Hita misongadina izany eo amin’ny sehatra rehetra. Ny fampahalalam-baovao no anisan’ny lasibatra voalohany amin’izany. Te ho
Mais avant tout ça ?
La découverte d'un nouveau système planétaire par la Nasa fascine le monde scientifique. Sept exoplanètes de taille comparable à la Terre tournent autour d'une petite étoile à près de 40
Fanafihana tao Antanety - Vely famaky no nahazo ilay renim-pianakaviana
Nisehoana fanafihana mahatsiravina tao amin’ny fokontany Antanety ao amin’ny kaominina Ampanotokana ny talata lasa teo. Renim-pianakaviana no nokapain’ireo jiolahy ny famaky. Toerana anisan’ny anjakan’ny vono olona sy vaky trano raha iny