Archives pour la catégorie ‘Chronique’
Misalovana ny andraikitry ny hafa.
Anisan’ny fositra tsy mampandroso ny firenena ny fisian’ny sokajin’olona misalovana ny andraikitry ny hafa. Hita misongadina izany eo amin’ny sehatra
Mahery fo sy tena mazoto ireo mpanao politika mandray anjara amin’ny atrikasa mahakasika ny fadriam-pahalemana sy ny demokrasia tao amin’ny
Mbola tsy fantatra mazava akory na ny taona 2018 na ny 2019 no hanaovana ny fifidianana filoham-pirenena manaraka dia efa
Efa manomboka manamarina an-kolaka ny tsy maintsy hisian’ny fanovàna Governemanta ny filoham-pirenena. Nambarany mazava tamin’iny herinandro iny fa azo atao
Iza avy no efa nandeha tamin’ilay fiarabe vaovao mahazaka olona 49 ? Raha ny tokony ho izy mantsy dia efa
Azo lazaina ho nilamindamin-dratsy ihany ity herinandro hifarana rahampitso ity raha ny raharaham-pirenena no jerena. Somary nampitonitony ny hatezeram-bahoaka mantsy
Hita fa nisy fanatsarana ny famatsiana herinaratra ho an’ny mponin’Antananrivo sy ny renivohitra. Tsy nisy intsony ny delestazy maharitra elabe
Mbola mametra-panontaniana ny maro amin’izao fotoana izao hoe maninona no tsy sokafana hamahana ny fitohanan’ny fifamoivoizana ilay lalana mampitohy an’i
Fifidianana alohan’ny fotoana.
Toa mampirisika ireo mpanao politika hanafaingana ny fiatrehana ny fifidianana filoham-pirenena ny zava-misy amin’izao fotoana izao. Hita fa efa tena
Naverin’ny filoham-pirenena indray tamin’iny faran’ny herinandro iny, nandritra ny fitsidihany tany Vohibato fa feno ny fepetra rehetra hanatanterahana ny asa
Miraviravy tanana ny Fanjakana.
Mifarana sahady indray ity ny herinandro izay tsy hita izay tena vokatra azo raha ny fitantanan-draharaham-panjakana no jerena. Vao mainka