Vous êtes ici :

Lundi 25 Novembre 2024

ombre

Soamanandrariny – Mpitaingina môtô nodomina fiara

Nitrangana lozam-pifamoivoizana ny lalam-pirenena faharoa. Tovolahy iray nitondra môtô scooter no naratra mafy nodomina fiara marika Peugeot 106 teny Soamanandrariny, kaominina Ambohimangakely ny harivan’ny alahady 2 aogositra tamin’ny 6ora sy sasany. Ho any Mahazo ity fiara ity raha nandona ilay mpitaingina môtô. Araka ny tatitra voaray dia niala fiara 4l nijanona teo amoron-dalana ilay fiara no nifanena tampoka tamin’ilay môtô teo alohany. Ity farany koa tsy nisy jiro ka tsy tazan’ilay Peugeot 106. Naratra mafy dia nentina avy hatrany teny amin’ny hopitaly Hjra ilay nitondra kodiaran-droa. Tsy misy atahorana kosa ny ainy fa ilay scooter kosa potika tsy nisy noraisina.

Laurena Nany

 

image

Misalovana ny andraikitry ny hafa

Anisan’ny fositra tsy mampandroso ny firenena ny fisian’ny sokajin’olona misalovana ny andraikitry ny hafa. Hita misongadina izany eo amin’ny sehatra rehetra. Ny fampahalalam-baovao no anisan’ny lasibatra voalohany amin’izany. Te ho

Lire la suite

image

Mais avant tout ça ?

La découverte d'un nouveau système planétaire par la Nasa fascine le monde scientifique. Sept exoplanètes de taille comparable à la Terre tournent autour d'une petite étoile à près de 40

Lire la suite

image

Fanafihana tao Antanety - Vely famaky no nahazo ilay renim-pianakaviana

Nisehoana fanafihana mahatsiravina tao amin’ny fokontany Antanety ao amin’ny kaominina Ampanotokana ny talata lasa teo. Renim-pianakaviana no nokapain’ireo jiolahy ny famaky.  Toerana anisan’ny anjakan’ny vono olona sy vaky trano raha iny

Lire la suite

ombre