Vous êtes ici :

Dimanche 24 Novembre 2024

ombre

Lalam-pirenena faha-4 sy faha-7 – Tanjona ny tsy hisian’ny trangam-panafihana

Ho fampiharana ny fitandroana ny filaminana amin’iny lalam-pirenena faha efatra sy fahafito iny dia namafisana ny fitandroana ny fandriampahalemana ataon’ny zandarimaria nasionaly. Nisy ny atrik’asa nataon’ny zandarimaria izay tafiditra ao anatin’ny 100 andro na paikady natao dinan’asa dia ny trangam-panafihana 0, ny trafika 0 no tanjona. Ny Faritra Boeny, Betsiboka, Analamanga ary amin’iny faritra atsimon’ny Nosy iny no voasoritra manokana amin’izany.

Na eo aza ny ezaka entin’ny mpitandro filaminana dia tokony hisy hatrany ny fitandremana avy amin’ny mpandeha tsirairay sy ireo mpampiasa iny lalana iny. Indrindra fa ao anatin’ny fotoam-pialan-tsasatra tanteraka isika izao ary betsaka ireo vahiny tonga mitsidika any Madagasikara. Hisy noho izany ny fiambenana sy ny fisafoana atao amin’iny lalam-pirenena faha efatra iny ho fampiharana izany fandriampahalemana izany sy ny fisorohana ireo trangam-panafihana rehetra mety hisy amin’iny lalana iny.

 

Laurena Nany

 

 

 

image

Misalovana ny andraikitry ny hafa

Anisan’ny fositra tsy mampandroso ny firenena ny fisian’ny sokajin’olona misalovana ny andraikitry ny hafa. Hita misongadina izany eo amin’ny sehatra rehetra. Ny fampahalalam-baovao no anisan’ny lasibatra voalohany amin’izany. Te ho

Lire la suite

image

Mais avant tout ça ?

La découverte d'un nouveau système planétaire par la Nasa fascine le monde scientifique. Sept exoplanètes de taille comparable à la Terre tournent autour d'une petite étoile à près de 40

Lire la suite

image

Fanafihana tao Antanety - Vely famaky no nahazo ilay renim-pianakaviana

Nisehoana fanafihana mahatsiravina tao amin’ny fokontany Antanety ao amin’ny kaominina Ampanotokana ny talata lasa teo. Renim-pianakaviana no nokapain’ireo jiolahy ny famaky.  Toerana anisan’ny anjakan’ny vono olona sy vaky trano raha iny

Lire la suite

ombre