Vous êtes ici :

Jeudi 16 Janvier 2025

ombre

Belo ambonin’i Tsiribihina – Tovolahy maty lanin’ny voay

Tao anaty lakana niampita renirano ilay tovolahy 30 taona no niseho ny loza, tamin’ny alahady 13 septambra. Niakatra rahateo ny renirano tao Belo ambonin’i Tsiribihina ka niakatra niaraka tamin’izay ihany koa ny voay tao an-toerana. Rehefa tonga teny am-povoan-drano ilay lakana dia nodomin’ilay voay ka nivadika avy hatrany ary nilentika nanaraka azy ilay tovolahy. Taitra ny olona teny amoron-drano vao nahita izany ka niezaka namonjy io lehilahy io fa niala maina saria tsy hita mihitsy izy. Efa ny alatsinainy maraina be vao nisy nahita ny razana teny amoron-drano ary efa ny lohany sy ny taolam-damosina tsy lanin’ny voay sisa tavela teo.

image

Misalovana ny andraikitry ny hafa

Anisan’ny fositra tsy mampandroso ny firenena ny fisian’ny sokajin’olona misalovana ny andraikitry ny hafa. Hita misongadina izany eo amin’ny sehatra rehetra. Ny fampahalalam-baovao no anisan’ny lasibatra voalohany amin’izany. Te ho

Lire la suite

image

Mais avant tout ça ?

La découverte d'un nouveau système planétaire par la Nasa fascine le monde scientifique. Sept exoplanètes de taille comparable à la Terre tournent autour d'une petite étoile à près de 40

Lire la suite

image

Fanafihana tao Antanety - Vely famaky no nahazo ilay renim-pianakaviana

Nisehoana fanafihana mahatsiravina tao amin’ny fokontany Antanety ao amin’ny kaominina Ampanotokana ny talata lasa teo. Renim-pianakaviana no nokapain’ireo jiolahy ny famaky.  Toerana anisan’ny anjakan’ny vono olona sy vaky trano raha iny

Lire la suite

ombre