Vous êtes ici :

Jeudi 28 Novembre 2024

ombre

Alasora – Razana mifono miisa 6 nanjavona tao am-pasana

Nisehoana vaky fasana miaro halatra taolam-paty indray teny amin’ny distrikan’Atsimondrano. Mpiandry omby iray no nahatsikaritra ny tranga, teny amin’ny toerana antsoina hoe Idoho, fokontany Miadana, kaominina Alasora, ny faran’ny volana febroary lasa teo, tokony tamin’ny 4ora tolakandro. Taitra izy io raha vao nahita  fa mivoha midanadana ny fasana ka nampandre avy hatrany ny tompon’andraikitra teny an-toerana.  Nidina teny ity farany niaraka tamin’ny tompon’ny fasana sy ny zandary nanao ny fitsirihina ka tamin’izany no nahalalana fa fonosana razana miisa 6 no nanjovana teo am-pasana. Ary taolan-dava avokoa no tsy hita tao. Tsy fantatra kosa ny andro sy ny ora nanaovan’ireo jiolahy ny asa ratsy. Misokatra ny famotorana.

L.N

image

Misalovana ny andraikitry ny hafa

Anisan’ny fositra tsy mampandroso ny firenena ny fisian’ny sokajin’olona misalovana ny andraikitry ny hafa. Hita misongadina izany eo amin’ny sehatra rehetra. Ny fampahalalam-baovao no anisan’ny lasibatra voalohany amin’izany. Te ho

Lire la suite

image

Mais avant tout ça ?

La découverte d'un nouveau système planétaire par la Nasa fascine le monde scientifique. Sept exoplanètes de taille comparable à la Terre tournent autour d'une petite étoile à près de 40

Lire la suite

image

Fanafihana tao Antanety - Vely famaky no nahazo ilay renim-pianakaviana

Nisehoana fanafihana mahatsiravina tao amin’ny fokontany Antanety ao amin’ny kaominina Ampanotokana ny talata lasa teo. Renim-pianakaviana no nokapain’ireo jiolahy ny famaky.  Toerana anisan’ny anjakan’ny vono olona sy vaky trano raha iny

Lire la suite

ombre