Vous êtes ici :

Mardi 26 Novembre 2024

ombre

Belo Tsiribihina – Tovolahy iray mbola karohina navadiky ny botry

Ny sabotsy hariva lasa teo, lozam-pifamoivoizana an-dranomasina indray no nitranga tany Belo ambony Tsiribihina, teo amin’ny fihaonan’ny ranomasina sy ny renirano, vinanin’i Soarano Delita. Navadiky ny rano vokatry ny tafio-drivotra nifofofofo ny botry iray mpitondra mpandeha. Tovolahy iray 16 taona tamin’ireo roapolo mahery  no lasan’ny rano ary tsy mbola hita popoka hatramin(izao. Manoloana izany tranga mampalahelo izany, very hevitra tanteraka ireo fianakaviana sy ny mpikaroka satria tsy hay na maty na velona io zaza io.  Mbola mitohy anefa ny fikarohana ataon’ ireo mpamonjy voina sy vatan-dehilahy any an-toerana.

Ny 29 febroary, tamin’ny 12 atoandro, teo ihany koa, tany amin’ny fokontany Mahalavonona, kaominina Madiomirafy, distrakan’i Maevatanana, olona 4 no navadiky ny lakana roa mbola tsy hita hatramin’izao ary  ny 2 kosa avotra soa aman-tsara.

L.N

 

image

Misalovana ny andraikitry ny hafa

Anisan’ny fositra tsy mampandroso ny firenena ny fisian’ny sokajin’olona misalovana ny andraikitry ny hafa. Hita misongadina izany eo amin’ny sehatra rehetra. Ny fampahalalam-baovao no anisan’ny lasibatra voalohany amin’izany. Te ho

Lire la suite

image

Mais avant tout ça ?

La découverte d'un nouveau système planétaire par la Nasa fascine le monde scientifique. Sept exoplanètes de taille comparable à la Terre tournent autour d'une petite étoile à près de 40

Lire la suite

image

Fanafihana tao Antanety - Vely famaky no nahazo ilay renim-pianakaviana

Nisehoana fanafihana mahatsiravina tao amin’ny fokontany Antanety ao amin’ny kaominina Ampanotokana ny talata lasa teo. Renim-pianakaviana no nokapain’ireo jiolahy ny famaky.  Toerana anisan’ny anjakan’ny vono olona sy vaky trano raha iny

Lire la suite

ombre