Toamasina – Fatin-jaza menavava nisy nanary teny amoron-dranomasina
Mitohy hatrany ny habibiana sy ny tsy fiheverana ataon’ireo renim-pianakaviana sasany izay maneho ny fahaverezan’ny fanahy maha olona. Zaza menavava iray indray no fantatra fa nisy nanary, teny amoron-dranomasina, tany Toamasina, omaly maraina. Teo am-pitan’ny biraon’ny faritra no voalaza fa nahitan’ny fokonolona izany, izay mifono lamba tsara. Fantatra tamin’ny fahitana ny razana fa zaza efa-bolana eo ity nisy nanary ity. Hay nandritra ny fizahana nataon’ireo tompon’andraikitra ihany koa fa maty novonoina izy io, izay vao nariana. Nahitana mangana teo amin’ny orony, izay nanamarina fa noteren-dreniny tamin’ny tanana na zavatra ary nitarika ny fahafatesany.
Ny alin’ny alahady hifoha omaly, alatsinainy no nanariana ilay zaza teny amorom-pasika saingy tsy fantatra kosa ilay reny nahavanon-doza. Nanokatra fanadihadiana ny mpitandro filaminana. Ilay razana kosa natolotra ny fokonolona mba halevina.

Misalovana ny andraikitry ny hafa
Anisan’ny fositra tsy mampandroso ny firenena ny fisian’ny sokajin’olona misalovana ny andraikitry ny hafa. Hita misongadina izany eo amin’ny sehatra rehetra. Ny fampahalalam-baovao no anisan’ny lasibatra voalohany amin’izany. Te ho
Mais avant tout ça ?
La découverte d'un nouveau système planétaire par la Nasa fascine le monde scientifique. Sept exoplanètes de taille comparable à la Terre tournent autour d'une petite étoile à près de 40
Fanafihana tao Antanety - Vely famaky no nahazo ilay renim-pianakaviana
Nisehoana fanafihana mahatsiravina tao amin’ny fokontany Antanety ao amin’ny kaominina Ampanotokana ny talata lasa teo. Renim-pianakaviana no nokapain’ireo jiolahy ny famaky. Toerana anisan’ny anjakan’ny vono olona sy vaky trano raha iny