Vous êtes ici :

Samedi 11 Janvier 2025

ombre

Morondava – Botry iray rendrika nidona tamin’ny vato

Nitrangana loza an-dranomasina tamin’ny fari-dranomasin’i Belo ambonin’ny Tsiribihina. Botry iray no rendrika tampoka rehefa avy nidona tamin’ny vato teo Andrefan’i Belo, ny 3 jiona lasa teo, tokony ho tamin’ny 10ora alina, tany amin’ny 100 metatra miala ny Nosy atao hoe Andravoho. Mafy ny dona ka vaky avy hatrany ilay sambo kely. Niditra avy eo ny rano izay nitarika ny faharendrena. Very “cap” no voalaza fa antony izany. Tsy nitondra mpandeha kosa fa ekipazy sy entana avokoa no tao anatiny. Vokany, rendrika niaraka amin’ilay botry avokoa ny entana toy ny voanjo miisa 126 lasaka, labiera 159 cageots tsy nisy na inona na inona, akoho efatra garaba, siramamy 300 lasaka ary sira 100 lasaka. Tsy nisy kosa ny aina nafoy fa avotra avokoa ireo ekipazy sy ny mpanamory. Efa mandeha ny fanadihadiana.

L.N

image

Misalovana ny andraikitry ny hafa

Anisan’ny fositra tsy mampandroso ny firenena ny fisian’ny sokajin’olona misalovana ny andraikitry ny hafa. Hita misongadina izany eo amin’ny sehatra rehetra. Ny fampahalalam-baovao no anisan’ny lasibatra voalohany amin’izany. Te ho

Lire la suite

image

Mais avant tout ça ?

La découverte d'un nouveau système planétaire par la Nasa fascine le monde scientifique. Sept exoplanètes de taille comparable à la Terre tournent autour d'une petite étoile à près de 40

Lire la suite

image

Fanafihana tao Antanety - Vely famaky no nahazo ilay renim-pianakaviana

Nisehoana fanafihana mahatsiravina tao amin’ny fokontany Antanety ao amin’ny kaominina Ampanotokana ny talata lasa teo. Renim-pianakaviana no nokapain’ireo jiolahy ny famaky.  Toerana anisan’ny anjakan’ny vono olona sy vaky trano raha iny

Lire la suite

ombre