Vous êtes ici :

Dimanche 12 Janvier 2025

ombre

By pass – Nivadika ambony ambany ny taksibe 163

Nampiteny azy indray ny taksibe omaly maraina, ary saika ratsy ny fiafaran’ireo mpandeha tao anatiny. Fiara fitaterana iray ao amin’ny zotra 163 mampitohy an’Ankadikely Ilafy sy Alasora no namoan-tsampona tamin’ity indray mitoraka ity teny amin’ny By pass. Noho ny fandehanana mafy hatrany no nahatonga ny loza. Vaky tampoka teny am-pandehanana ny kodiarana ka noho izy nirimorimo  izay dia nivadika ambony ambany. Vao niseho ny loza dia nitsambikina ny fiara avy hatrany ilay resevera araka ny vaovao voaray. Ireo tao anatiny kosa izay tsy afa-nanoatra fa niandry izay nigadonany. Soa fa tsy nisy ny aina nafoy fa nisy ny naratra izay tsy voafaritra ny isany. Potika ilay fiara taksibe.

 

image

Misalovana ny andraikitry ny hafa

Anisan’ny fositra tsy mampandroso ny firenena ny fisian’ny sokajin’olona misalovana ny andraikitry ny hafa. Hita misongadina izany eo amin’ny sehatra rehetra. Ny fampahalalam-baovao no anisan’ny lasibatra voalohany amin’izany. Te ho

Lire la suite

image

Mais avant tout ça ?

La découverte d'un nouveau système planétaire par la Nasa fascine le monde scientifique. Sept exoplanètes de taille comparable à la Terre tournent autour d'une petite étoile à près de 40

Lire la suite

image

Fanafihana tao Antanety - Vely famaky no nahazo ilay renim-pianakaviana

Nisehoana fanafihana mahatsiravina tao amin’ny fokontany Antanety ao amin’ny kaominina Ampanotokana ny talata lasa teo. Renim-pianakaviana no nokapain’ireo jiolahy ny famaky.  Toerana anisan’ny anjakan’ny vono olona sy vaky trano raha iny

Lire la suite

ombre