Vous êtes ici :

Mardi 26 Novembre 2024

ombre

Toamasina – Mihetsika ny polisy, tratra ilay mpamono olona

Manao hetsika manokana hametrahana fandriam-pahalemana maharitra ny polisim-pirenena ao Toamasina hatramin’ny fiandohan’ity herinandro ity ka maromaro sahady ny vokatra naterak’izany. Anisan’ny tena nisongadina ny nahatrarana mpamono olona iray, izay tena nokarohina fatratra. Voalaza fa namono vehivay izy io ary izao saron’ny vela-pandriky ny mpitandro filaminana izao rehefa nokarohina. Ankoatra izany dia nisy mpanendaka rain-dahiny sy mpivarotra rongony ihany koa tratra nandritra ny hetsika. Tsy manaiky lembenana ary nilaza ny tsy hipetra-potsiny fa hanao izay rehetra ho afany hamongorana ny tsy fandriam-pahalemana amin’ny endriny rehetra ny polisy any an-toerana. Mafy nefa ny ady tsy maintsy hatrehina satria efa manana ny paikadiny ihany koa ireo olon-dratsy izay mitombo isa saika ho isan-kerinandro. Zava-dehibe ho an’ny polisy, noho izany, ny fanomezam-baovao avy amin’ny vahoaka mba hahafahan’izy ireo manokatra ny fanadihadiana sy misambotra ireo ahiana ho olon-dratsy.

Dom 

image

Misalovana ny andraikitry ny hafa

Anisan’ny fositra tsy mampandroso ny firenena ny fisian’ny sokajin’olona misalovana ny andraikitry ny hafa. Hita misongadina izany eo amin’ny sehatra rehetra. Ny fampahalalam-baovao no anisan’ny lasibatra voalohany amin’izany. Te ho

Lire la suite

image

Mais avant tout ça ?

La découverte d'un nouveau système planétaire par la Nasa fascine le monde scientifique. Sept exoplanètes de taille comparable à la Terre tournent autour d'une petite étoile à près de 40

Lire la suite

image

Fanafihana tao Antanety - Vely famaky no nahazo ilay renim-pianakaviana

Nisehoana fanafihana mahatsiravina tao amin’ny fokontany Antanety ao amin’ny kaominina Ampanotokana ny talata lasa teo. Renim-pianakaviana no nokapain’ireo jiolahy ny famaky.  Toerana anisan’ny anjakan’ny vono olona sy vaky trano raha iny

Lire la suite

ombre