Vous êtes ici :

Mardi 26 Novembre 2024

ombre

Malaimbandy – Ramatoa iray nataon’ny valolahy takalon’aina

Miitatra manerana an’i Madagasikara ary tena mirongatra be indray ny fakana olona an-keriny. Tamin’ny talata teo dia vehivavy iray 30 taona no nisy bnaka an-keriny tany Andranovory Malaimbady, any Mahabo. Jiolahy miisa 8 nirongo basim-borona sy sabatra ary antsy be no tonga annao izany tany an-toerana ary tsy nisy sahy nihetysika ny iray tanàna. Efa lasa ireo mpangalatr’olona vao samy nampandre ny zandary sy nanao ny fanarahan-dia. Tsy fabtatra mazava izay tena anton’ity halatr’olona ity na natao takalon’iana hitakiana volabe na hakana taova fa mbola eo ampanaovana fanadihadiana ny zandarmariam-pirenena.

Mihorohoro fatratra ny mponina, noho izany, satria tsy ny teratany vahiny sy ny mpanan-karembe ihany no misy mangalatra fa na dia ny vahoaka madinika ihany koa aza. Miely be rahateo ny resaka halatra taova tato ho ato ka vao maika mampihorin-koditra ny vahoaka madinika ny zava-misy. Ny mpitandro filaminana aloha hatreto dia tsy mbola nanamarina ny fisian’io resaka halatra taova io na tsia. Ny fantatra sy voaoporofo kosa dia mihamaro ny isain’ny olona very sy tsy hita popoka ka mampitaraina ny fianakavian’izy ireo. Ireo tsy hjita fatsy sy tsy hita velona no tena manahirana satria tsy fantatra na nandositra, na nisy nanka an-keriny, na ihany koa maty namono tena na nisy namono.

 

Dom

 

image

Misalovana ny andraikitry ny hafa

Anisan’ny fositra tsy mampandroso ny firenena ny fisian’ny sokajin’olona misalovana ny andraikitry ny hafa. Hita misongadina izany eo amin’ny sehatra rehetra. Ny fampahalalam-baovao no anisan’ny lasibatra voalohany amin’izany. Te ho

Lire la suite

image

Mais avant tout ça ?

La découverte d'un nouveau système planétaire par la Nasa fascine le monde scientifique. Sept exoplanètes de taille comparable à la Terre tournent autour d'une petite étoile à près de 40

Lire la suite

image

Fanafihana tao Antanety - Vely famaky no nahazo ilay renim-pianakaviana

Nisehoana fanafihana mahatsiravina tao amin’ny fokontany Antanety ao amin’ny kaominina Ampanotokana ny talata lasa teo. Renim-pianakaviana no nokapain’ireo jiolahy ny famaky.  Toerana anisan’ny anjakan’ny vono olona sy vaky trano raha iny

Lire la suite

ombre