Sambava – Mpangalatra lavanila nodorana velona
Fitsaram-bahoaka etsy sy eroa. Mihamiseho hatrany ny tsy fahatokisan’ny vahoaka malagasy ny fitondram-panjakana sy ny fitsarana. lehilahy iray eo amin’ny telopolo taona eo ho eo no tratran’ny vahoaka nangalatra lavanila tao Sambava ka avy hatrany, tsy nisy fisalasana, fa dia niroso tamin’ny fitsaram-bahoaka ny mponina. Rehefa nafatotra ny tongony sy ny tanany dia nolanjaina tamin’ny hazo lava ilay mpangalatra ka nodoran’ny olona tao ampovoan-tanàna tsy nisy fepetra.

Misalovana ny andraikitry ny hafa
Anisan’ny fositra tsy mampandroso ny firenena ny fisian’ny sokajin’olona misalovana ny andraikitry ny hafa. Hita misongadina izany eo amin’ny sehatra rehetra. Ny fampahalalam-baovao no anisan’ny lasibatra voalohany amin’izany. Te ho
Mais avant tout ça ?
La découverte d'un nouveau système planétaire par la Nasa fascine le monde scientifique. Sept exoplanètes de taille comparable à la Terre tournent autour d'une petite étoile à près de 40
Fanafihana tao Antanety - Vely famaky no nahazo ilay renim-pianakaviana
Nisehoana fanafihana mahatsiravina tao amin’ny fokontany Antanety ao amin’ny kaominina Ampanotokana ny talata lasa teo. Renim-pianakaviana no nokapain’ireo jiolahy ny famaky. Toerana anisan’ny anjakan’ny vono olona sy vaky trano raha iny