Vous êtes ici :

Lundi 25 Novembre 2024

ombre

Alaotra Mangoro – Mihamafy ny ady amin’ny herisetra ara-nofo atao amin’ny ankizy

Tontosa tamin’ny fiandohan’ny herinandro teo ny fifanaovan-tsonia teo amin’ireo mpandraharaha amin’ny sehatra fizahantany ao amin’ny faritra Alaotra Mangoro mba hanamafisana ny ady amin’ny herisetra ara-nofo atao amin’ny zaza tsy ampy taona na izany amin’ny fampiasana ankizy ho fitadiavam-bola na (Esec) (exploitation sexuelle des enfants à des fins commerciales et le tourisme sexuel impliquant des enfants na koa amin’ny fizahantany mamoafady le Tsie (Tourisme sexuel impliquant des enfants ). Koa nisy araka izany ny fiofanana natao hoan’ireo mpandraharaha eo amin’ny sehetra fizahantany hananganana drafitra hiady amin’io herisetra ara-nofo mahazo ny ankizy io. Koa ny ministeran’ny fizahantany, ny ofisy nasionaly ny fizahantany eto Madagasikara, Birao iraisam-pirenena amin’ny asa ary koa ny Unicef no nifarimbona nananteraka izay mba ho fampiroboroboana ny fizahantany maharitra sy madio manaja ny zon’ny ankizy.

image

Misalovana ny andraikitry ny hafa

Anisan’ny fositra tsy mampandroso ny firenena ny fisian’ny sokajin’olona misalovana ny andraikitry ny hafa. Hita misongadina izany eo amin’ny sehatra rehetra. Ny fampahalalam-baovao no anisan’ny lasibatra voalohany amin’izany. Te ho

Lire la suite

image

Mais avant tout ça ?

La découverte d'un nouveau système planétaire par la Nasa fascine le monde scientifique. Sept exoplanètes de taille comparable à la Terre tournent autour d'une petite étoile à près de 40

Lire la suite

image

Fanafihana tao Antanety - Vely famaky no nahazo ilay renim-pianakaviana

Nisehoana fanafihana mahatsiravina tao amin’ny fokontany Antanety ao amin’ny kaominina Ampanotokana ny talata lasa teo. Renim-pianakaviana no nokapain’ireo jiolahy ny famaky.  Toerana anisan’ny anjakan’ny vono olona sy vaky trano raha iny

Lire la suite

ombre