Vous êtes ici :

Lundi 25 Novembre 2024

ombre

Ivohitra Antsirabe – Nitrangana vono olona mahatsiravina

Nitrangana vono olona mahatsiravina indray tany Ivohitra Antsirabe tamin’ny 23 novambra 2016. Lehilahy iray tokony ho telopolo taona teo ho eo no hita faty tokony ho tamin’ny 09 ora maraina. Raha araka ny fanazavan’ireo olona nijery dia tsy olona manodidina eny amin’ny fokotany izy ity. Misy koa anefa no milaza fa avy any Ambohitsimanova izy. Hatreto aloha dia tsy mbola fantatra ny antony namonoana azy ary mbola tsy fantatra ihany koa ny olona nahavanona ny loza. Efa tonga tany an-toerana moa ny Bmh nanao ny fizahana sy naka ny razana. Mila mitandrina isika malagasy fa mbola ao anatin’ny tsy fandriam-pahalemana tanteraka ary mbola manaporofo izao fa mahantra ny Malagasy, izay mahatonga ny sasany hanaonao foana toy izao.

S.A

image

Misalovana ny andraikitry ny hafa

Anisan’ny fositra tsy mampandroso ny firenena ny fisian’ny sokajin’olona misalovana ny andraikitry ny hafa. Hita misongadina izany eo amin’ny sehatra rehetra. Ny fampahalalam-baovao no anisan’ny lasibatra voalohany amin’izany. Te ho

Lire la suite

image

Mais avant tout ça ?

La découverte d'un nouveau système planétaire par la Nasa fascine le monde scientifique. Sept exoplanètes de taille comparable à la Terre tournent autour d'une petite étoile à près de 40

Lire la suite

image

Fanafihana tao Antanety - Vely famaky no nahazo ilay renim-pianakaviana

Nisehoana fanafihana mahatsiravina tao amin’ny fokontany Antanety ao amin’ny kaominina Ampanotokana ny talata lasa teo. Renim-pianakaviana no nokapain’ireo jiolahy ny famaky.  Toerana anisan’ny anjakan’ny vono olona sy vaky trano raha iny

Lire la suite

ombre