Andravoahangy – Vehivavy 16 taona marary saina voaolana
Tovovavy vao 16 taona no niharan’ny fanolanana ny faran’ny herinandro lasa teo iny. Mody niainga tamin’ny fakana sary sy ny fanaovana facebook no niantombohan’ny tantara izay tsy iza fa anadahiny, izay zanak’olona iraitampo aminy ihany no nanolana azy. Taorian’izay no nanaparan’ilay tovolahy ny filàny, izay efa nitsiry tamin’io tovolahy io efa hatramin’ny ela fa tamin’ny sabotsy heriny androany vao tena notanterahiny. Tsy tao an-trano ny ray aman-drenin’ity tovovavy ity fa niasa ka izy irery no tao an-trano ka notongavany tao. Tsy sahy nitantara ny zavatra nihatra taminy io tovovavy io fa izy efa nitaraina ho naharary vao nilaza ny marina rehetra tamin’ny ray aman-dreniny. Taorian’ny fizahana nataon’ny dokotera taminy no nahitana fa voaolana izy. Raha ny loharanom-baovao azo moa dia novitaina tamin’ny raharaham-pianakaviana fotsiny ny raharaha fa tsy nitory ny ray aman-drenin’ny voaolana.
S.A

Misalovana ny andraikitry ny hafa
Anisan’ny fositra tsy mampandroso ny firenena ny fisian’ny sokajin’olona misalovana ny andraikitry ny hafa. Hita misongadina izany eo amin’ny sehatra rehetra. Ny fampahalalam-baovao no anisan’ny lasibatra voalohany amin’izany. Te ho
Mais avant tout ça ?
La découverte d'un nouveau système planétaire par la Nasa fascine le monde scientifique. Sept exoplanètes de taille comparable à la Terre tournent autour d'une petite étoile à près de 40
Fanafihana tao Antanety - Vely famaky no nahazo ilay renim-pianakaviana
Nisehoana fanafihana mahatsiravina tao amin’ny fokontany Antanety ao amin’ny kaominina Ampanotokana ny talata lasa teo. Renim-pianakaviana no nokapain’ireo jiolahy ny famaky. Toerana anisan’ny anjakan’ny vono olona sy vaky trano raha iny