Vous êtes ici :

Lundi 16 Septembre 2024

ombre

Antsirabe – Maty ilay tovolahy saika hitsabo tena

Tampoka tokoa ny fahafatesana ary tsy mampilaza na mampiomana rehefa ho avy fa tonga tampoka. Manoloana izany manao ny fisorohana rehetra ny olona rehefa marary ka mamonjy ireny toerana misy karazana fitsaboana ireny. Iray amin’ireny ary tena manan-tantara ny renivohitry ny faritra Vakinankaratra. Tovolahy iray tsy salama avy any Miandrivazo  saika mba hitsabo tena any Antsirabe no namoy ny ainy rehefa tonga teo amin’ny fiantsonan’ny fiara ny alakamisy 09 febroary lasa teo. Araka ny loharanom-baovao dia tsy nisy olona mba nanaraka azy fa izy samy irery no tonga tao. Mampalahelo tokoa ny tranga tahaka izao satria fahasalamana no notadiavina nefa fahafatesana no niseho. Eo no mahatonga ny Malagasy mahatsiaro ho mahery rehefa niala nenina tamin’ny fitsaboana, ka mora ny fialana anaty alahelo. Ity tany Antsirabe ity kosa tsy mba izany fa sady tampoka ho an’ny fianakaviana ny handre ny vaovoa ratsy.

Farah

 

image

Misalovana ny andraikitry ny hafa

Anisan’ny fositra tsy mampandroso ny firenena ny fisian’ny sokajin’olona misalovana ny andraikitry ny hafa. Hita misongadina izany eo amin’ny sehatra rehetra. Ny fampahalalam-baovao no anisan’ny lasibatra voalohany amin’izany. Te ho

Lire la suite

image

Mais avant tout ça ?

La découverte d'un nouveau système planétaire par la Nasa fascine le monde scientifique. Sept exoplanètes de taille comparable à la Terre tournent autour d'une petite étoile à près de 40

Lire la suite

image

Fanafihana tao Antanety - Vely famaky no nahazo ilay renim-pianakaviana

Nisehoana fanafihana mahatsiravina tao amin’ny fokontany Antanety ao amin’ny kaominina Ampanotokana ny talata lasa teo. Renim-pianakaviana no nokapain’ireo jiolahy ny famaky.  Toerana anisan’ny anjakan’ny vono olona sy vaky trano raha iny

Lire la suite

ombre