Vohitsara-Amparafaravola – Fianakaviana 200 no rava fananana
An-jatony ny trano may tao amin’ny Fokontany Manorita Kaominina Vohitsara Distrikan’Amparafaravola ny zoma 10 febroary lasa teo. Mahatratra 200 any ho any ny fianakaviana tsy manan-kialofana sy rava fananana. An-tapitrisany maro ihany koa ny tetibidin’ ny fananana may hotohoton’ny afo. Manao antso avo amin’ny malala-tanana noho izany ireo mponina traboina mba hanampy azy ireo. Fantatra fa misy amin’ireo mponina no mitahiry vola an-trano izay tsy nisy tafavoaka ary nisy ihany koa ny mpivarotra izay vao avy naka entana kanefa dia kilan’ny afo tao avokoa izany entana vao nalaina izany.
Nangonin’i S.A.

Misalovana ny andraikitry ny hafa
Anisan’ny fositra tsy mampandroso ny firenena ny fisian’ny sokajin’olona misalovana ny andraikitry ny hafa. Hita misongadina izany eo amin’ny sehatra rehetra. Ny fampahalalam-baovao no anisan’ny lasibatra voalohany amin’izany. Te ho
Mais avant tout ça ?
La découverte d'un nouveau système planétaire par la Nasa fascine le monde scientifique. Sept exoplanètes de taille comparable à la Terre tournent autour d'une petite étoile à près de 40
Fanafihana tao Antanety - Vely famaky no nahazo ilay renim-pianakaviana
Nisehoana fanafihana mahatsiravina tao amin’ny fokontany Antanety ao amin’ny kaominina Ampanotokana ny talata lasa teo. Renim-pianakaviana no nokapain’ireo jiolahy ny famaky. Toerana anisan’ny anjakan’ny vono olona sy vaky trano raha iny