Vous êtes ici :

Jeudi 09 Janvier 2025

ombre

Ambatondrazaka – Tovolahy maty voatsindron’antsy

Tsy fantatra na hamamoana na lonilony andavanandro fa tao anatin’ny hafanana tanteraka no namonoan’ity lehilahy ity ny tovolahy iray nandritra ny fampisehoana  an-tsehatra nanomanana ny fetim-pirenena tao Ambatondrazaka. Notsindrominy antsy teo amin’ny tendany dia maty tsy tra-drano ilay tovolahy. Tsy niandry ela anefa ireo mpitandro filaminana tamin’ny fanaovana fanadihadiana ka tratra ilay nahavanon-doza.

Miantso ny vahoaka mba ho mailo hatrany mandritra ireny fampisehoana an-tsehatra ireny ny polisim-pirenena. Tsy vao sambany mantsy fa efa  mateti-pitranga ny toy izao araka ny nambaran’ny loharanom-baovao. Nandritra ny lanonana tamin’ny alatsinain’ny paska teo no nahafantarana  fa namoizana ain’olona farany tamin’izany.

Nanambara ihany koa ireo mpitandro filaminana fa tsy handefitra mihitsy manoloana ny endrika fanakorontanana tahaka ireny sady mampitandrina ireo olon-dratsy izay mitady hanao fahazarana io asa ratsy io.

Laurena Nany

image

Misalovana ny andraikitry ny hafa

Anisan’ny fositra tsy mampandroso ny firenena ny fisian’ny sokajin’olona misalovana ny andraikitry ny hafa. Hita misongadina izany eo amin’ny sehatra rehetra. Ny fampahalalam-baovao no anisan’ny lasibatra voalohany amin’izany. Te ho

Lire la suite

image

Mais avant tout ça ?

La découverte d'un nouveau système planétaire par la Nasa fascine le monde scientifique. Sept exoplanètes de taille comparable à la Terre tournent autour d'une petite étoile à près de 40

Lire la suite

image

Fanafihana tao Antanety - Vely famaky no nahazo ilay renim-pianakaviana

Nisehoana fanafihana mahatsiravina tao amin’ny fokontany Antanety ao amin’ny kaominina Ampanotokana ny talata lasa teo. Renim-pianakaviana no nokapain’ireo jiolahy ny famaky.  Toerana anisan’ny anjakan’ny vono olona sy vaky trano raha iny

Lire la suite

ombre